Bokin'ny Eksodosy 28:24
Ary ny tady volamena roa dia ataovy eo amin’ ny vava vola roa, izay amin’ ny zorony roa ambony amin’ ny saron-tratra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
25Ary ny lanin’ ny tady roa dia ataovy eo amin’ ny soroky ny efoda anoloana.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 28
Cross References
1 Kings 7:17ary harato sy fesitona miolana amin’ ny kapitaly izay teo amin’ ny tampon’ ny andry avy: fito amin’ ny kapitaly iray, ary fito koa amin’ ny kapitaly iray.