bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 28 › Bokin'ny Eksodosy 28:26
Bokin'ny Eksodosy 28:26
Ary manaova vava volamena roa, ka ataovy amin’ ny zorony roa ambany amin’ ny saron-tratra, dia amin’ ny sisiny anatiny, izay manolotra ny efoda.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And thou shalt make two rings of gold, and thou shalt put them upon the two ends of the breastplate in the border thereof, which is in the side of the ephod inward.
In Context
25Ary ny lanin’ ny tady roa dia ataovy eo amin’ ny soroky ny efoda anoloana.
27Ary manaova vava volamena roa koa, ka ataovy eo amin’ ny soroko roa amin’ ny efoda, dia ao ambaniny, eo anoloany, akaikin’ ny fikambanany, eo ambonin’ ny fehin-kibo momba ny efoda.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 28
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Eksodosy 28:26