bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 28 › Bokin'ny Eksodosy 28:7
Bokin'ny Eksodosy 28:7
Aoka hisy soroka roa avy amin’ ny sisiny roa hampikambana azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
It shall have the two shoulderpieces thereof joined at the two edges thereof; and so it shall be joined together.
In Context
6Dia aoka izy hanao ny efoda amin’ ny volamena sy manga sy volomparasy sy mena ary rongony fotsy madinika voahasina, asan’ ny mpanenona mahay.
8Ary ny fehin-kibo momba ny efoda, izay eo amboniny ka hiray aminy sady hitovy tarehy aminy, dia hatao volamena sy manga sy volomparasy sy mena ary rongony fotsy madinika voahasina.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 28
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Eksodosy 28:7