Bokin'ny Eksodosy 29:6
ary ny hamama dia ataovy eo amin’ ny lohany, ary ny diadema masìna dia ataovy eo amin’ ny hamama.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And thou shalt put the mitre upon his head, and put the holy crown upon the mitre.
In Context
7Ary alao ny diloilo fanosorana, ka aidino amin’ ny lohany, dia manosora azy.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 29
Cross References
Leviticus 8:9Ary ny hamama dia nataony teo an-dohany; ary ny takela-bolamena, ilay diadema masìna, dia nataony teo anoloana amin’ ny hamama, araka izay efa nandidian’ i Jehovah an’ i Mosesy.