Bokin'ny Eksodosy 30:27
sy ny latabatra mbamin’ ny fanaka rehetra momba azy sy ny fanaovan-jiro mbamin’ ny fanaka momba azy sy ny alitara fandoroana ditin-kazo manitra,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the table and all his vessels, and the candlestick and his vessels, and the altar of incense,
In Context
26Ary hosory amin’ izany ny trano-lay fihaonana sy ny fiaran’ ny Vavolombelona,
Read all of Bokin'ny Eksodosy 30