Bokin'ny Eksodosy 30:28
ary ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana mbamin’ ny fanaka rehetra momba azy ary ny tavy sy ny faladiany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the altar of burnt offering with all his vessels, and the laver and his foot.
In Context
29Ary hamasino ireo mba ho masìna indrindra; ary ho masìna izay rehetra manendry azy.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 30
Cross References
Exodus 29:37Hafitoana no hanaovanao fanavotana ho an’ ny alitara sy hanamasinanao azy; dia ho masìna indrindra ny alitara, ary ho masìna izay rehetra manendry azy.
Exodus 40:11Ary hosory ny tavy sy ny faladiany, ka hamasino izy.