The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 30 › Bokin'ny Eksodosy 30:31

Bokin'ny Eksodosy 30:31

Ary mitenena amin’ ny Zanak’ Isiraely hoe: Ity ho diloilo fanosorana masìna ho Ahy hatramin’ ny taranakareo fara mandimby.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And thou shalt speak unto the children of Israel, saying, This shall be an holy anointing oil unto me throughout your generations.

In Context

30Ary hosory Arona sy ny zanany, ka hamasino izy mba ho mpisorona ho Ahy.

32Aoka tsy hihosoran’ ny olon-kafa izany, na hisy haka tahaka azy, araka ny fanaovana azy; fa masìna izy ka ho masìna aminareo.

Read all of Bokin'ny Eksodosy 30

Cross References

Leviticus 8:12Ary nanidinany teo amin’ ny lohan’ i Arona ny diloilo fanosorana, ka nanosotra azy izy hahamasina azy.

Psalms 89:20Tamin’ izany ny olonao masìna dia nilazanao tamin’ ny fahitana hoe: Nametraka famonjena tamin’ izay mahery Aho Ary nanandratra ny anankiray voafidy tamin’ ny olona.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Eksodosy 30:31

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Eksodosy 30:30Bokin'ny Eksodosy 30Bokin'ny Eksodosy 30:32 →