The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 30 › Bokin'ny Eksodosy 30:5

Bokin'ny Eksodosy 30:5

Ary hazo akasia no anaovy ny bao, ka petaho takela-bolamena.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And thou shalt make the staves of shittim wood, and overlay them with gold.

In Context

4Ary asio vava volamena roa izy eo ambanin’ ny koronosiny, ka ataovy eo amin’ ny zorony efatra ireo; ary ho fitoeran’ ny bao ireo hilanjana azy.

6Ary apetraho eo anoloan’ ny efitra izay manakona ny fiaran’ ny Vavolombelona izy, dia manandrify ny rakotra fanaovam-panavotana eo ambonin’ ny Vavolombelona, izay hihaonako aminao.

Read all of Bokin'ny Eksodosy 30

Cross References

Exodus 25:27eo akaikin’ ny sisiny no hasiana ny vava volamena ho fitoeran’ ny bao hilanjana ny latabatra.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Eksodosy 30:5

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Eksodosy 30:4Bokin'ny Eksodosy 30Bokin'ny Eksodosy 30:6 →