Bokin'ny Eksodosy 31:12
Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy ka nanao hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the LORD spake unto Moses, saying,
In Context
Read all of Bokin'ny Eksodosy 31
Cross References
Nehemiah 13:15Ary tamin’ izany andro izany dia nahita ny sasany tany Joda aho fa nanosihosy famiazam-boaloboka tamin’ ny Sabata sy nampiditra amboara ary nampitondra entana ny boriky sady nitondra divay koa sy voaloboka sy aviavy ary entana samy hafa rehetra, izay nentiny ho any Jerosalema tamin’ ny andro Sabata; dia nananatra azy mafy aho tamin’ ny andro nivarotany hanina.
John 5:10Dia hoy ny Jiosy tamin’ ilay efa sitrana: Sabata ny andro, ka tsy mety raha mitondra ny fandrianao ianao.