Bokin'ny Eksodosy 33:15
Fa hoy Mosesy taminy: Raha tsy handeha ny Tavanao, dia aza mitondra anay hiakatra hiala atỳ.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he said unto him, If thy presence go not with me, carry us not up hence.
In Context
14Dia hoy Izy: Ny Tavako no handeha, dia hanome anao fitsaharana Aho.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 33
Cross References
Exodus 33:3dia ho amin’ izay tany tondra-dronono sy tantely; nefa tsy hiara-miakatra aminao Aho (satria olona mafy hatoka ianao), fandrao handringana anao eny an-dalana Aho.
2 Kings 6:3Fa hoy ny anankiray: Masìna ianao, aoka mba hiaraka amin’ ny mpanomponao ho any koa ianao. Ary izy namaly hoe: Handeha ihany aho.