bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 35 › Bokin'ny Eksodosy 35:20
Bokin'ny Eksodosy 35:20
Dia niala teo anatrehan’ i Mosesy ny fiangonana, dia ny Zanak’ Isiraely rehetra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And all the congregation of the children of Israel departed from the presence of Moses.
In Context
19ary ny fitafiana makarakara ho entiny manao fanompoam-pivavahana ao amin’ ny fitoerana masìna sy ny fitafiana masìna ho an’ i Arona mpisorona ary ny fitafian’ ny zanany ho entiny misorona.
21Ary samy nanatona izy, dia izay rehetra nampahazotoin’ ny fony, ary izay rehetra namporisihin’ ny fanahiny, ka nitondra ny fanatitra ho an’ i Jehovah hanaovana ny trano-lay fihaonana sy ny fanompoana rehetra momba azy ary ny fitafiana masìna.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 35
Cross References
2 Chronicles 31:5Ary nony niely izany teny izany, dia nitondra voaloham-bokatra betsaka ny Zanak’ isiraely, dia vary sy ranom-boaloboka sy diloilo sy tantely ary vokatry ny tany isan-karazany; ary ny fahafolon-karena tamin’ ny zavatra rehetra, dia betsaka koa no nentiny.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Eksodosy 35:20