bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 35 › Bokin'ny Eksodosy 35:32
Bokin'ny Eksodosy 35:32
dia ny hamoron-tsaina hanao asa kanto, sy ny hiasa volamena sy volafotsy ary varahina,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And to devise curious works, to work in gold, and in silver, and in brass,
In Context
31ka efa nofenoiny fanahin’ Andriamanitra, dia fahendrena sy fahiratan-tsaina sy fahalalana ny amin’ ny tao-zavatra samy hafa,
33ary ny hamboatra vato halatsaka an-tranontranony sy ny handrafitra hazo, hanaovana izay asa kanto samy hafa rehetra.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 35
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Eksodosy 35:32