Bokin'ny Eksodosy 35:8
sy diloilo hatao fanazavana sy zava-manitra ho amin’ ny diloilo fanosorana sy ho ditin-kazo mani-pofona,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And oil for the light, and spices for anointing oil, and for the sweet incense,
In Context
7sy hoditr’ ondrilahy efa nomenaina sy hodi-takasy ary hazo akasia,
9ary vato beryla sy vato halatsaka an-tranontranony ho amin’ ny efoda sy ho amin’ ny saron-tratra.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 35
Cross References
Exodus 27:20Ary mandidia ny Zanak’ Isiraely hitondra aminao diloilon’ oliva tsara voavely hatao fanazavana, mba hampirehetana jiro mandrakariva.
Exodus 30:28ary ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana mbamin’ ny fanaka rehetra momba azy ary ny tavy sy ny faladiany.