bible.software › Exodus › Exodus 36 › Exodus 36:13
Exodus 36:13
Ary nanao farango volamena dimam-polo izy, ka nakambany tamin’ ny farango ny ambainy, dia voakambana ho iray ny tabernakely.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he made fifty taches of gold, and coupled the curtains one unto another with the taches: so it became one tabernacle.
In Context
12Tadivavarana dimam-polo no nataony teo amin’ ny ambainy iray, ary tadivavarana dimam-polo koa no nataony teo amin’ ny sisin’ ny ambainy izay amin’ ny anankiray efa voavitrana koa; ary nifandray ny tadivavarana.
14Ary nanao ambainy koa tamin’ ny volon’ osy izy ho lay handrakofana ny tabernakely; dia iraika ambin’ ny folo ambainy no nanaovany azy.
Read all of Exodus 36
Cross References
Ephesians 2:20natsangana teo ambonin’ ny fanorenan’ ny Apostoly sy ny mpaminany, ary Kristy Jesosy no fehizoro indrindra;
This Verse In Other Editions
Study Exodus 36:13