bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 36 › Bokin'ny Eksodosy 36:16
Bokin'ny Eksodosy 36:16
Ary navitrany ny ambainy dimy hikambana, ary ny ambainy enina kosa hikambana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he coupled five curtains by themselves, and six curtains by themselves.
In Context
15Ny halavan’ ny ambainy iray dia telo-polo hakiho, ary ny lambanan’ ny ambainy iray dia efatra hakiho; nitovy ohatra ny ambainy iraika ambin’ ny folo.
17Ary nanao tadivavarana dimam-polo ho eo an-tsisin’ ny ambainy iray izay farany amin’ ny efa voa vitrana izy; ary tadivavarana dimam-polo koa ho eo an-tsisin’ ny ambainy iray amin’ ny anankiray koa efa voavitrana.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 36
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Eksodosy 36:16