Bokin'ny Eksodosy 36:19
Ary nanao rakotry ny lay tamin’ ny hoditr’ ondrilahy efa nomenaina izy sy sarona hodi-takasy ho eo amboniny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
18Ary nanao farango varahina dimam-polo izy hampikambana ny lay ho iray.
20Ary nanao ny zana-kazo akasia ho amin’ ny tabernakely izy.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 36