The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 36 › Bokin'ny Eksodosy 36:20

Bokin'ny Eksodosy 36:20

Ary nanao ny zana-kazo akasia ho amin’ ny tabernakely izy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And he made boards for the tabernacle of shittim wood, standing up.

In Context

19Ary nanao rakotry ny lay tamin’ ny hoditr’ ondrilahy efa nomenaina izy sy sarona hodi-takasy ho eo amboniny.

21Folo hakiho ny hahavon’ ny zana-kazo iray, ary iray hakiho sy sasany ny indraben’ ny zana-kazo iray.

Read all of Bokin'ny Eksodosy 36

Cross References

Exodus 25:5sy hoditr’ ondrilahy efa nomen’ aina sy hodi-takasy sy hazo akasia,

Exodus 26:15Ary manaova zana-kazo akasia ho amin’ ny tabernakely.

Numbers 25:1Ary nitoetra tao Sitima ny Isiraely, dia niantomboka nijangajanga tamin’ ny zanakavavin’ ny Moabita izy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Eksodosy 36:20

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Eksodosy 36:19Bokin'ny Eksodosy 36Bokin'ny Eksodosy 36:21 →