bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 36 › Bokin'ny Eksodosy 36:23
Bokin'ny Eksodosy 36:23
Ary nanao ny zana-kazo ho amin’ ny tabernakely izy, dia zana-kazo roa-polo ho eo amin’ ny lafiny atsimo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he made boards for the tabernacle; twenty boards for the south side southward:
In Context
22Ary lahiny roa no amin’ ny zana-kazo iray, ka nasiany izay hikambanany; izany no nanaovany ny zana-kazo rehetra tamin’ ny tabernakely.
24Ary nanao faladia volafotsy efa-polo izy ho ambanin’ ny zana-kazo roa-polo, dia faladia roa avy ho ambanin’ ny isan-janakazo hiorenan’ ny lahiny roa.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 36
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Eksodosy 36:23