Bokin'ny Eksodosy 36:25
Ary nanao zana-kazo roa-polo ho eo amin’ ny lafiny faharoa amin’ ny tabernakely izy, dia ny lafiny avaratra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And for the other side of the tabernacle, which is toward the north corner, he made twenty boards,
In Context
26Ary nanao faladiany volafotsy efa-polo, izy dia faladia roa avy ho ambanin’ ny isan-janakazo.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 36