Bokin'ny Eksodosy 36:26
Ary nanao faladiany volafotsy efa-polo, izy dia faladia roa avy ho ambanin’ ny isan-janakazo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And their forty sockets of silver; two sockets under one board, and two sockets under another board.
In Context
27Ary nanao zana-kazo enina ho eo amin’ ny lafin’ ny tabernakely andrefana izy, izay eo ivohony.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 36