bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 36 › Bokin'ny Eksodosy 36:6
Bokin'ny Eksodosy 36:6
Dia nandidy Mosesy ka nandefa teny eran’ ny toby rehetra nanao hoe: Aza misy manao zavatra intsony hatao fanatitra ho amin’ ny fitoerana masìna ianareo, na lahy na vavy. Dia izany no nampitsaharana ny olona tsy hanatitra intsony;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Moses gave commandment, and they caused it to be proclaimed throughout the camp, saying, Let neither man nor woman make any more work for the offering of the sanctuary. So the people were restrained from bringing.
In Context
5ka niteny tamin’ i Mosesy hoe: Ny olona mitondra mihoatra lavitra noho izay hahavita ny fanompoana amin’ ny asa nandidian’ i Jehovah hatao.
7fa ny zavatra efa nateriny dia ampy anaovana ny asa rehetra ka nanana amby aza.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 36
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Eksodosy 36:6