bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 36 › Bokin'ny Eksodosy 36:7
Bokin'ny Eksodosy 36:7
fa ny zavatra efa nateriny dia ampy anaovana ny asa rehetra ka nanana amby aza.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For the stuff they had was sufficient for all the work to make it, and too much.
In Context
6Dia nandidy Mosesy ka nandefa teny eran’ ny toby rehetra nanao hoe: Aza misy manao zavatra intsony hatao fanatitra ho amin’ ny fitoerana masìna ianareo, na lahy na vavy. Dia izany no nampitsaharana ny olona tsy hanatitra intsony;
8Ary ny hendry rehetra teo amin’ izay nanao ny raharaha dia nanao ny tabernakely: dia ambainy folo amin’ ny rongony fotsy madinika voahasina sy manga sy volomparasy ary mena; kerobima, asan’ ny mpanenona mahay, no nataony sorany.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 36
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Eksodosy 36:7