bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 37 › Bokin'ny Eksodosy 37:12
Bokin'ny Eksodosy 37:12
Ary nasiany sisiny vodivoam-pelatanana manodidina azy, ary nasiany koronosy volamena ny sisiny manodidina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Also he made thereunto a border of an handbreadth round about; and made a crown of gold for the border thereof round about.
In Context
11Ary nopetahany takela-bolamena tsara izy, sady nasiany koronosy volamena manodidina azy.
13Ary nandrendrika vava volamena efatra hatao aminy izy, ka nataony teo amin’ ny zorony efatra, izay eo amin’ ny tongony efatra, ireo:
Read all of Bokin'ny Eksodosy 37
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Eksodosy 37:12