Bokin'ny Eksodosy 37:22
Ny kiboriny sy ny sampany dia niray taminy avokoa; natao indray mivofy tamin’ ny volamena tsara izy rehetra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Their knops and their branches were of the same: all of it was one beaten work of pure gold.
In Context
Read all of Bokin'ny Eksodosy 37
Cross References
Psalms 51:17Tompo ô, sokafy ny molotro, dia hanambara ny fiderana Anao ny vavako.
Isaiah 5:10Ary bata iray monja no ho vokatry ny tanim-boaloboka folo Zemeda, Ary rehefa iray monja no ho vokatry ny voan-javatra eran’ ny homera.
Colossians 3:5Koa vonoy ny momba ny tenanareo izay etỳ an-tany, dia fijangajangana, fahalotoana, firehetam-po, fanirian-dratsy ary fieremana, dia fanompoan-tsampy izany;