Bokin'ny Eksodosy 37:23
Ary nanao ny lela fanaovan-jirony fito sy ny hetin-jirony sy ny fitoeran-davenon-jirony tamin’ ny volamena tsara izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he made his seven lamps, and his snuffers, and his snuffdishes, of pure gold.
In Context
24Volamena tsara talenta iray no nanaovany azy mbamin’ ny fanaka rehetra momba azy.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 37
Cross References
Exodus 25:38Ary ny hetin-jirony Sy ny fitoeran-davenon-jirony dia ataovy volamena tsara.
Zechariah 4:2Dia hoy izy tamiko: Inona no hitanao? Ary hoy izaho: Hitako fa, indro, misy fanaovan-jiro tena volamena, ary ny fitoeran-diloilony dia eo an-tampony, ary ny lela fanaovan-jirony fito kosa dia eo aminy, ary misy fantsona fito avy amin’ ny isan’ ny lela fanaovan-jiro izay eo an-tampony;
Revelation 1:20dia ny zava-miafina ny amin’ ny kintana fito izay efa hitanao teny an-tanako ankavanana sy ny fanaovan-jiro volamena fito. Ny kintana fito dia ny anjelin’ ny fiangonana fito: ary ny fanaovan-jiro fito dia fiangonana fito.
Revelation 5:5Ary ny anankiray tamin’ ny loholona nanao tamiko hoe: Aza mitomany; indro, ny Liona avy amin’ ny firenen’ i Joda, dia ny Solofon’ i Davida, no efa naharesy ka hanokatra ny boky sy hamaha ny tombo-kaseny fito.