The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 37 › Bokin'ny Eksodosy 37:24

Bokin'ny Eksodosy 37:24

Volamena tsara talenta iray no nanaovany azy mbamin’ ny fanaka rehetra momba azy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Of a talent of pure gold made he it, and all the vessels thereof.

In Context

23Ary nanao ny lela fanaovan-jirony fito sy ny hetin-jirony sy ny fitoeran-davenon-jirony tamin’ ny volamena tsara izy.

25Ary nanao ny alitara fandoroana ditin-kazo manitra tamin’ ny hazo akasia izy: iray hakiho avy ny lafiny efatra, dia efa-joro tsy mivadi-mandry izy; ary roa hakiho ny hahavony; ary nataony miray aminy ny tandrony.

Read all of Bokin'ny Eksodosy 37

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Eksodosy 37:24

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Eksodosy 37:23Bokin'ny Eksodosy 37Bokin'ny Eksodosy 37:25 →