bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 37 › Bokin'ny Eksodosy 37:28
Bokin'ny Eksodosy 37:28
Ary hazo akasia no nanaovany ny bao, ka nopetahany takela-bolamena.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he made the staves of shittim wood, and overlaid them with gold.
In Context
27Ary nasiany vava volamena roa izy teo ambanin’ ny koronosiny, ka nataony teo amin’ ny zorony efatra ireo ho fitoeran’ ny bao hilanjana azy.
29Ary nanao ny diloilo fanosorana masìna izy, sy ny zava-manitra manetona madio, asan’ ny mpangaroharo zava-manitra.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 37
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Eksodosy 37:28