Bokin'ny Eksodosy 37:3
Ary nandrendrika vava volamena efatra hatao aminy izy, ka nataony teo amin’ ny tongony efatra: dia vava vola roa teo amin’ ny lafiny iray, ary vava vola roa teo amin’ ny lafiny iray koa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
4Ary nanao bao tamin’ ny hazo akasia izy, ka nopetahany takela-bolamena.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 37
Cross References
1 Chronicles 15:15Ary ny Levita nilanja ny fiaran’ Andriamanitra tamin’ ny hazo, tahaka ny nandidian’ i Mosesy araka ny tenin’ i Jehovah.
Revelation 7:14Fa hoy iraho taminy: Tompoko, ianao no mahalala. Dia hoy iry tamiko: Ireo no avy tamin’ ny fahoriana lehibe, ary ny akanjony nosasany sy nofotsiany tamin’ ny ran’ ny Zanak’ ondry.