Bokin'ny Eksodosy 37:5
Ary nampidiriny ny bao ho eo amin’ ny vava vola, izay eo amin’ ny lafin’ ny fiara, hilanjana azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he put the staves into the rings by the sides of the ark, to bear the ark.
In Context
4Ary nanao bao tamin’ ny hazo akasia izy, ka nopetahany takela-bolamena.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 37
Cross References
Numbers 4:15Ary rehefa vitan’ i Arona sy ny zanany ny manarona ny fitoerana masìna sy ny fanaka rehetra momba azy, ka efa hifindra ny toby, dia vao izay no ho avy ny zanak’ i Kehata hitondra azy; fa tsy hikasika ny fitoerana masìna izy, fandrao maty. Izany zavatra momba ny trano-lay fihaonana izany no ho anjara entan’ ny taranak’ i Kehata.