bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 37 › Bokin'ny Eksodosy 37:7
Bokin'ny Eksodosy 37:7
Ary nanao kerobima volamena roa izy; voasana no nanaovany azy roa miray amin’ ny lohany roa amin’ ny rakotra fanaovam-panavotana:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he made two cherubims of gold, beaten out of one piece made he them, on the two ends of the mercy seat;
In Context
6Ary nanao rakotra fanaovam-panavotana tamin’ ny volamena tsara izy: roa hakiho sy sasany ny lavany, ary iray hakiho sy sasany ny sakany.
8dia ny kerobima iray nataony teo amin’ ny sakany anankiray, ary ny kerobima iray kosa teo amin’ ny sakany anankiray: indray mivofy tamin’ ny rakotra fanaovam-panavotana no nanaovany ny kerobima roa, dia teo amin’ ny sakany roa.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 37
Cross References
1 Kings 6:23Ary tao anatin’ ny efitra anatiny dia nasiany kerobima hazo oliva roa, samy folo hakiho avy no hahavony.
Psalms 104:4Ary manao ny rivotra ho irany Sy ny lelafo ho mpanompony.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Eksodosy 37:7