Bokin'ny Eksodosy 38:7
Ary nampiditra ny bao teo amin’ ny vava vola teo amin’ ny lafiny roa amin’ ny alitara izy hilanjana azy. Ary hazo fisaka no narafiny ho alitara, ka nataony hobokaty.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
6Ary nanao ny bao tamin’ ny hazo akasia izy, ka nopetahany takela-barahina.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 38
Cross References
1 Corinthians 1:24fa amin’ izay voantso kosa, na Jiosy na jentilisa, dia Kristy, Izay herin’ Andriamanitra sy fahendren’ Andriamanitra.