The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 39 › Bokin'ny Eksodosy 39:17

Bokin'ny Eksodosy 39:17

Ary ny tady volamena roa dia nataony teo amin’ ny vava vola roa izay amin’ ny zorony roa ambany amin’ ny saron-tratra.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And they put the two wreathen chains of gold in the two rings on the ends of the breastplate.

In Context

16Ary nanao randram-bolamena roa sy vava volamena roa izy; ary ny vava vola dia nataony teo amin’ ny zorony roa ambony amin’ ny saron-tratra.

18Ary ny lanin’ ny tady roa dia nataony teo amin’ ny randram-bolamena roa, dia nataony teo amin’ ny soroky ny efoda anoloana.

Read all of Bokin'ny Eksodosy 39

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Eksodosy 39:17

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Eksodosy 39:16Bokin'ny Eksodosy 39Bokin'ny Eksodosy 39:18 →