bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 39 › Bokin'ny Eksodosy 39:20
Bokin'ny Eksodosy 39:20
Ary nanao vava volamena roa koa izy ka nataony teo amin’ ny soroka roa amin’ ny efoda, dia ao ambaniny, eo anoloany, akaikin’ ny fikambanany, eo ambonin’ ny fehin-kibo momba ny efoda.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they made two other golden rings, and put them on the two sides of the ephod underneath, toward the forepart of it, over against the other coupling thereof, above the curious girdle of the ephod.
In Context
19Ary nanao vava volamena roa izy ka nataony teo amin’ ny zorony roa ambany amin’ ny saron-tratra, dia amin’ ny sisiny anatiny izay manolotra ny efoda.
21Ary kofehy manga no namehezany ny vava volan’ ny saron-tratra tamin’ ny vava volan’ ny efoda, mba ho eo ambonin’ ny fehin-kibo momba ny efoda ny saron-tratra ka tsy ho afaka eo, dia araka izay efa nandidian’ i Jehovah an’ i Mosesy.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 39
Cross References
Exodus 26:3Ambainy dimy no havitrana ho iray; ary ambainy dimy koa no havitrana ho iray.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Eksodosy 39:20