bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 39 › Bokin'ny Eksodosy 39:22
Bokin'ny Eksodosy 39:22
Ary nanao ny akanjo ivelany misy ny efoda, asan’ ny mpanenona, izy, ka nataony manga avokoa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he made the robe of the ephod of woven work, all of blue.
In Context
21Ary kofehy manga no namehezany ny vava volan’ ny saron-tratra tamin’ ny vava volan’ ny efoda, mba ho eo ambonin’ ny fehin-kibo momba ny efoda ny saron-tratra ka tsy ho afaka eo, dia araka izay efa nandidian’ i Jehovah an’ i Mosesy.
23Ary ny vozon’ ny akanjo ivelany dia teo afovoany tahaka ny vozon’ ny akanjo fiarovan-tratra, ary nisy sisiny manodidina ny vozony mba tsy hahatriatra azy.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 39
Cross References
Exodus 28:31Ary ny akanjo ivelany misy ny efoda dia ataovy manga avokoa.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Eksodosy 39:22