bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 39 › Bokin'ny Eksodosy 39:24
Bokin'ny Eksodosy 39:24
Ary teo amin’ ny moron-tongotry ny akanjo ivelany dia nasiany sarin’ ampongabendanitra manga sy volomparasy sy mena voahasina;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they made upon the hems of the robe pomegranates of blue, and purple, and scarlet, and twined linen.
In Context
23Ary ny vozon’ ny akanjo ivelany dia teo afovoany tahaka ny vozon’ ny akanjo fiarovan-tratra, ary nisy sisiny manodidina ny vozony mba tsy hahatriatra azy.
25ary nanao famohamandry volamena tsara izy, ary ny famohamandry dia nataony teo anelanelan’ ny ampongabendanitra tamin’ ny moron-tongotry ny akanjo ivelany manodidina (dia teo anelanelan’ ny ampongabendanitra):
Read all of Bokin'ny Eksodosy 39
Cross References
Galatians 5:22Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po fahamoram-panahy, fanaovan-tsoa, fahamarinana,
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Eksodosy 39:24