Bokin'ny Eksodosy 39:26
dia famohamandry sy sarin’ ampongabendanitra mifanelanelana manodidina eo amin’ ny moron-tongotry ny akanjo ivelany, ho entiny manao ny fanompoam-pivavahana, dia araka izay efa nandidian’ i Jehovah an’ i Mosesy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
27Ary ny akanjo lava nataony rongony fotsy madinika, asan’ ny mpanenona, ho an’ i Arona sy ny zanany.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 39
Cross References
Exodus 28:34dia famohamandry sy sarin’ ampongabendanitra mifanelanelana manodidina eny amin’ ny moron-tongotry ny akanjo ivelany.
Song of Solomon 4:3Tahaka ny kofehy jaky ny molotrao, ary mahafinaritra ny vavanao; Tahaka ny hasin’ ampongabendanitra ny takolakao eo amin’ ny fisalobonanao,
Song of Solomon 6:7Tahaka ny hasin’ ampongabendanitra ny takolakao eo amin’ ny fisalobonanao.