The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 39 › Bokin'ny Eksodosy 39:4

Bokin'ny Eksodosy 39:4

Ary nataony nisy soroka roa avy amin’ ny sisiny roa hampikambanana azy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

They made shoulderpieces for it, to couple it together: by the two edges was it coupled together.

In Context

3Ary namisaka ny volamena ho takelaka manify izy, dia nandidididy azy ho kofehy volamena, hahasiny amin’ ny manga sy ny volomparasy sy ny mena ary ny rongony fotsy madinika, dia asan’ ny mpanenona mahay.

5Ary ny fehin-kibo momba ny efoda, izay teo amboniny, dia niray taminy sady nitovy tarehy taminy, ka nataony volamena sy manga sy volomparasy sy mena ary rongony fotsy madinika voahasina, dia araka izay efa nandidian’ i Jehovah an’ i Mosesy.

Read all of Bokin'ny Eksodosy 39

Cross References

Exodus 28:25Ary ny lanin’ ny tady roa dia ataovy eo amin’ ny soroky ny efoda anoloana.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Eksodosy 39:4

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Eksodosy 39:3Bokin'ny Eksodosy 39Bokin'ny Eksodosy 39:5 →