Bokin'ny Eksodosy 40:14
Ary ento ny zanany, ka ampiakanjoy azy ny akanjo lava.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And thou shalt bring his sons, and clothe them with coats:
In Context
Read all of Bokin'ny Eksodosy 40
Cross References
Exodus 29:8Ary ny zanany dia ento koa, ka ampiakanjoy akanjo lava.
Isaiah 44:3Fa handatsaka rano amin’ izay mangetaheta Aho, ary riaka ho amin’ izay tany karankaina; Eny, handatsaka ny Fanahiko amin’ ny taranakao Aho, ary ny fitahiako ho amin’ ny terakao;
John 1:16Fa tamin’ ny fahafenoany no nandraisantsika rehetra, dia fahasoavana anampy fahasoavana.
Romans 13:14Fa itafio Jesosy Kristy Tompo, ary aza miahy ny amin’ ny nofo hahatanteraka ny filany.
1 Corinthians 1:30Fa avy aminy no nanaovana anareo ho ao amin’ i Kristy Jesosy, Izay nataon’ Andriamanitra fahendrena sy fahamarinana sy fahamasinana ary fanavotana ho antsika,