Bokin'ny Eksodosy 40:28
Ary ny varavarana lamba dia nataony teo amin’ ny varavaran’ ny tabernakely;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he set up the hanging at the door of the tabernacle.
In Context
27ary nandoro ditin-kazo mani-pofona teo izy, dia araka izay efa nandidian’ i Jehovah an’ i Mosesy.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 40
Cross References
Exodus 38:9Ary nanao ny kianja izy: tamin’ ny lafiny atsimo nisy fefy lamba zato hakiho ho amin’ ny kianja natao tamin’ ny rongony fotsy madinika voahasina;
John 10:9Izaho no vavahady; raha Izaho no hidiran’ ny olona, dia hovonjena izy ka hiditra sy hivoaka sady hahazo hanina.
Ephesians 2:18Fa Izy no ananantsika roa tonta fanatonana amin’ ny Fanahy iray ho any amin’ ny Ray.