The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 40 › Bokin'ny Eksodosy 40:31

Bokin'ny Eksodosy 40:31

Ary teo no nanasan’ i Mosesy sy Arona ary ny zanany ny tongony aman-tànany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Moses and Aaron and his sons washed their hands and their feet thereat:

In Context

30Ary ny tavy dia nataony teo anelanelan’ ny trano-lay fihaonana sy ny alitara, ka nasiany rano teo anatiny hanasana.

32Raha niditra tao amin’ ny trano-lay fihaonana izy, ary raha nanakaiky ny alitara, dia nisasa izy, dia araka izay efa nandidian’ i Jehovah an’ i Mosesy.

Read all of Bokin'ny Eksodosy 40

Cross References

Exodus 30:19Ary eo no hanasan’ i Arona sy ny zanany ny tongony aman-tanany.

Psalms 51:6Taminao dia taminao ihany no nanotako, ary izay ratsy eo imasonao no efa nataoko, mba ho marina Hianao, raha miteny, ary tsy hanan-tsiny Hianao, raha mitsara.

1 John 1:7Fa raha mandeha eo amin’ ny mazava isika, tahaka Azy eo amin’ ny mazava, dia manana firaisana isika, ary ny ran’ i Jesosy Zanany no manadio antsika ho afaka amin’ ny ota rehetra.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Eksodosy 40:31

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Eksodosy 40:30Bokin'ny Eksodosy 40Bokin'ny Eksodosy 40:32 →