The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 40 › Bokin'ny Eksodosy 40:32

Bokin'ny Eksodosy 40:32

Raha niditra tao amin’ ny trano-lay fihaonana izy, ary raha nanakaiky ny alitara, dia nisasa izy, dia araka izay efa nandidian’ i Jehovah an’ i Mosesy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

When they went into the tent of the congregation, and when they came near unto the altar, they washed; as the LORD commanded Moses.

In Context

31Ary teo no nanasan’ i Mosesy sy Arona ary ny zanany ny tongony aman-tànany.

33Ary natsangany koa ny kianja manodidina ny tabernakely sy ny alitara; ary ny vavahady lamba dia nataony teo amin’ ny vavahadin’ ny kianja. Dia vitan’ i Mosesy ny asa rehetra.

Read all of Bokin'ny Eksodosy 40

Cross References

Exodus 29:4Ary Arona Sy ny zanany dia ento hankeo amin’ ny varavaran’ ny trano-lay fihaonana, ka ampandroy amin’ ny rano izy

Exodus 40:19Ary namelatra ny lay teo ambonin’ ny tabernakely izy, ary ny firakotry ny lay nataony teo amboniny, dia araka izay efa nandidian’ i Jehovah an’ i Mosesy.

Psalms 73:19Hià! rava indray mipi-maso izy! levona izy, matin-java-mahatahotra izy!

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Eksodosy 40:32

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Eksodosy 40:31Bokin'ny Eksodosy 40Bokin'ny Eksodosy 40:33 →