bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 40 › Bokin'ny Eksodosy 40:37
Bokin'ny Eksodosy 40:37
fa raha tsy niakatra ny rahona, dia tsy nifindra izy, mandra-pihavin’ izay andro hiakarany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But if the cloud were not taken up, then they journeyed not till the day that it was taken up.
In Context
36Ary raha niakatra niala tamin’ ny tabernakely ny rahona, dia nifindra ny Zanak’ Isiraely tamin’ ny nandehanany rehetra;
38Fa ny rahon’ i Jehovah dia teo ambonin’ ny tabernakely nony andro, ary nisy afo teo aminy nony alina, teo imason’ ny taranak’ Isiraely rehetra, tamin’ ny nandehanany rehetra.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 40
Cross References
Psalms 31:15Nefa izaho matoky Anao, Jehovah ô; hoy izaho: Andriamanitro Hianao.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Eksodosy 40:37