Bokin'ny Eksodosy 5:11
fa mandehana ianareo ka manangona mololo any amin’ izay hahitanareo, satria tsy hahena ny fanompoanareo na dia kely akory aza.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Go ye, get you straw where ye can find it: yet not ought of your work shall be diminished.
In Context
12Dia niely eran’ ny tany Egypta rehetra ny olona mba hifako vodivary ho solon’ ny mololo.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 5