Bokin'ny Eksodosy 6:11
Mankanesa ao amin’ i Farao, mpanjakan’ i Egypta, ka mitenena aminy mba handefasany ny Zanak’ Isiraely hiala amin’ ny taniny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Go in, speak unto Pharaoh king of Egypt, that he let the children of Israel go out of his land.
In Context
10Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy ka nanao hoe:
Read all of Bokin'ny Eksodosy 6
Cross References
Exodus 5:1Ary rehefa afaka izany, Mosesy sy Arona dia nankao amin’ i Farao ka niteny taminy hoe: Izao no lazain’ i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Alefaso ny oloko mba hanao andro firavoravoana ho Ahy any an-efitra.
Exodus 6:29dia hoy Jehovah tamin’ i Mosesy: Izaho no Jehovah; koa lazao amin’ i Farao, mpanjakan’ i Egypta, izay rehetra lazaiko aminao.