Bokin'ny Eksodosy 6:16
Ary izao no anaran’ ny zanakalahin’ i Levy, araka ny taranany, dia Gersona sy Kehata ary Merary; ary ny andro niainan’ i Levy dia fito amby telo-polo amby zato taona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
17Ny zanakalahin’ i Hersona dia Libny sy Simey, araka ny fokom-pireneny.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 6
Cross References
Genesis 35:28Ary ny andro niainan’ Isaka dia valo-polo amby zato taona.
Genesis 46:11Ary ny zanakalahin’ i Levy dia Gersona sy Kehata atỳ Merary.
Genesis 50:26Dia maty Josefa, rehefa folo amby zato taona; ary dia nohosorany zava-manitra izy ka napetrany tao anatin’ ny vata tany Egypta.
Exodus 6:20Ary Amrama naka an’ i Jokebeda anabavin-drainy ho vadiny, dia niteraka an’ i Arona sy Mosesy taminy izy; ary ny andro niainan’ i Amrama dia fito amby telo-polo amby zato taona.
Numbers 3:18Ary izao no anaran’ ny zanakalahin’ i Gersona, araka ny fianakaviany: Libny sy Simey.
Numbers 3:20Ary ny zanakalahin’ i Merary, araka ny fianakaviany, dia Maly sy Mosy. Ireo no fokon’ ny Levita, araka ny fianakaviany.