The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 6 › Bokin'ny Eksodosy 6:18

Bokin'ny Eksodosy 6:18

Ary ny zanakalahin’ i Kehata dia Amrama sy Jizara sy Hebrona ary Oziela; ary ny andro niainan’ i Kehata dia telo amby telo-polo amby zato taona.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And the sons of Kohath; Amram, and Izhar, and Hebron, and Uzziel: and the years of the life of Kohath were an hundred thirty and three years.

In Context

17Ny zanakalahin’ i Hersona dia Libny sy Simey, araka ny fokom-pireneny.

19Ary ny zanakalahin’ i Merary dia Maly sy Mosy. Ireo no fokom-pirenen’ ny Levita, araka ny taranany.

Read all of Bokin'ny Eksodosy 6

Cross References

Leviticus 10:4Ary Mosesy dia nampaka an’ i Misaela sy Elzafana, zanak’ i Oziela, rahalahin-drain’ i Arona, ka nanao taminy hoe: Manatòna, ka ento ny rahalahinareo hiala eo anoloan’ ny fitoerana masìna ho eny ivelan’ ny toby.

Numbers 26:57Ary izao no voalamina tamin’ ny taranak’ i Levy, araka ny fokony: avy tamin’ i Gersona ny fokon’ ny Gersonita; avy tamin’ i Kehata ny fokon’ ny Kehatita; avy tamin’ i Merary ny fokon’ ny Merarita.

1 Chronicles 6:18dia izao no nanompo mbamin’ ny zanany: Tamin’ ny zanakalahin’ ny Kehatita dia Hemana mpihira, zanakalahin’ i Joela, zanakalahin’ i Samoela,

1 Chronicles 23:12Ny zanakalahin’ i Kehata dia Amrama sy Jizara sy Hebrona ary Oziela; efatra izy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Eksodosy 6:18

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Eksodosy 6:17Bokin'ny Eksodosy 6Bokin'ny Eksodosy 6:19 →