Bokin'ny Eksodosy 6:24
Ary ny zanakalahin’ i Kora dia Asira sy Elkana ary Abiasafa; ireo no fokom-pirenen’ ny Korana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the sons of Korah; Assir, and Elkanah, and Abiasaph: these are the families of the Korhites.
In Context
Read all of Bokin'ny Eksodosy 6
Cross References
Exodus 6:21Ary ny zanakalahin’ i Jizara dia Kora sy Nafega ary Zikry.
Numbers 16:32eny, nisokatra ny tany ka nitelina azy sy ny ankohonany mbamin’ ny olona rehetra izay an’ i Kora ary ny fananany rehetra.
Numbers 26:11Kanefa ny zanak’ i Kora tsy mba maty.
1 Chronicles 6:22zanakalahin’ i Tahata, zanakalahin’ i Asira, zanakalahin’ i Ebiasafa, zanakalahin’ i Kora,
1 Chronicles 6:33Ary ny Levita rahalahin’ ireo koa dia efa nomena hanao ny fanompoana rehetra ao amin’ ny tabernakelin’ ny tranon’ Andriamanitra.
Psalms 42:1Ho an’ ny mpiventy hira. Maskila. Nataon’ ny Koraïta.