Bokin'ny Eksodosy 6:9
Ary Mosesy nilaza izany tamin’ ny Zanak’ Isiraely; nefa izy tsy nihaino an’ i Mosesy noho ny fahoriam-panahy sy ny fanompoana mafy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
10Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy ka nanao hoe:
Read all of Bokin'ny Eksodosy 6
Cross References
Exodus 14:12Tsy izao va no teny nolazainay taminao fony tany Egypta hoe: Aoka izay fa avelao ihany izahay hanompo ny Egyptiana? Fa aleonay manompo ny Egyptiana toy izay ho faty any an-efitra.
Job 21:4Raha ny amiko, moa ny ataon’ ny olona va no itarainako? Ary raha izany, nahoana no hahalefitra ny fanahiko?
Proverbs 18:14Ny faharariany dia zakan’ ny fanahin’ ny olona ihany; Fa ny fanahy kivy, iza no mahazaka izany?