Bokin'ny Eksodosy 7:12
Fa samy nanipy ny tehiny avy izy ireo, ka tonga menarana ireny; nefa ny tehin’ i Arona nitelina ny tehin’ ireo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
13Dia nihamafy ny fon’ i Farao, ka tsy nihaino azy mirahalahy izy, araka izay efa nolazain’ i Jehovah.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 7
Cross References
Exodus 8:18Fa havahako amin’ izany andro izany ny tany Gosena, izay itoeran’ ny oloko, ka tsy mba hisy lalitra ao, mba hahafantaranao fa Izaho no Jehovah afovoan’ ny tany.
Acts 8:9Ary nisy lehilahy anankiray rahateo teo an-tanàna, atao hoe Simona, izay nanao ody ka nahatalanjona ny olona tany Samaria sady nandoka tena nanao azy ho zavatra;
Acts 19:19Ary maro ny mpanao ody no nanangona ny bokiny ka nandoro azy teo imason’ ny olona rehetra; ary nony voatontaly ny tokom-bidiny, dia hita fa volafotsy dimy alina izany.