Bokin'ny Eksodosy 7:14
Ary hoy Jehovah tamin’ i Mosesy: Efa mafy ny fon’ i Farao, ka mandà tsy handefa ny olona izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the LORD said unto Moses, Pharaoh’s heart is hardened, he refuseth to let the people go.
In Context
13Dia nihamafy ny fon’ i Farao, ka tsy nihaino azy mirahalahy izy, araka izay efa nolazain’ i Jehovah.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 7
Cross References
Exodus 4:23koa efa nolazaiko taminao hoe: Alefaso ny zanako mba hanompo Ahy; fa efa nandà tsy handefa azy ianao, koa, indro, Izaho hamono ny zanakao lahimatoa.
Exodus 8:11Fa nony hitan’ i Farao fa nisy hiainana, dia nanamafy ny fony izy ka tsy mba nihaino azy mirahalahy, dia araka izay efa nolazain’ i Jehovah.
Exodus 9:2Fa raha mandà ka tsy mandefa azy ianao, fa mbola mihazona azy ihany,
Exodus 9:34Ary nony hitan’ i Farao fa nitsahatra ny ranonorana sy ny havandra ary ny kotrokorana, dia mbola nanota ihany indray izy; ary samy nanamafy ny fony izy sy ny mpanompony.
Exodus 10:4Fa raha mandà ka tsy mandefa ny oloko ianao, indro, hahatonga valala amin’ ny taninao rehetra Aho rahampitso;
Exodus 10:27Ary Jehovah dia nanamafy ny fon’ i Farao, ka tsy nety nandefa azy izy.